Tsy Mbola Manana Blaogy

admin 15 Febroary, 2008 19:31 Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Tsy manana blaogy io namana nojerenao io.

Raha toa ka te hanokatra blaogy ianao dia mandehana eto dia ampidiro ny solonanarna sy ny tenimiafina.

 Marihina fa tsy maintsy mpikambana amin'ny serasera.org ianao vao afaka manokatra blaogy.

 Raha te hiditra ho mpikambana dia mandehana eto


Fampidirana Hira mp3

admin 23 Jiona, 2007 05:23 Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Amin'izao fotoana izao dia misy fomba fampidirana hira vaovao eto amin'ny blaogy.com.

Raha hampiditra hira (mp3) dia tsindrio fotsiny ilay sary   dia ampidirina ny adiresy misy an'ilay hira. Ohatra http://andrana.com/hira.mp3

Toa izao no fivoakany

 


Lahatsoratra Miafina: Mandeha Indray

admin 19 Aprily, 2007 10:22 Vaovao, Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Voatery namboarina sy nohamafisina ny momba ny lahatsoratra miafina teto amin'ny blaogy.com. Amin'izao fotoana izao dia mandeha indray izany.

 (tohiny)

Fampidirana Flash Player Sns

admin 13 Aprily, 2007 20:51 Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Azo atao koa amin'izao fotoana izao ny mampiditra fichiers hafa toa ny flash (swf) na video (mila fantatra ny toerana misy ilay video).

Misy sary kely toa izao rehefa hanoratra dia io no tsindriana (Raha tsy mitranga io sary io dia tsindrio aloha ny Ctrl+F5).

Ohatra : Radiovazogasy

 



 


Fampidirana Video YouTube Sns.

admin 12 Aprily, 2007 21:54 Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Efa nanao filazana momba ny fampidirana video amin'ny alalan'ny YouTube sy DailyMotion ihany aho tany aloha. Amin'izao fanatsarana izao dia mora kokoa noho io voalazako io ny fomba fampidirana video eto amin'ny blaogy.com (tohiny)

1 2 3 4 5 6 7 8  Manaraka»

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)