Fampidirana Video YouTube Sns.

admin 12 Aprily, 2007 12:54 Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Efa nanao filazana momba ny fampidirana video amin'ny alalan'ny YouTube sy DailyMotion ihany aho tany aloha. Amin'izao fanatsarana izao dia mora kokoa noho io voalazako io ny fomba fampidirana video eto amin'ny blaogy.com

Rehefa mampiditra lahatsoratra amin'izao fotoana izao dia misy sary kely toa izao  

Rehefa tsindrina io sary kely io dia misy safidy omeny ao. Dia apetraka avy eo ny rohy  ahitana an'ilay video. Ohatra ho an'ny YouTube dia
http://www.youtube.com/watch?v=EbMEQ_qL3jw

Toa izao no fivoakany 

 


Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)