Misy Fanontaniana Hafa?
Raha misy fanontaniana hafa dia apetraho eto amin'ny hevitra eto ambany fa hohampidirina tsikelikely ihany.
33 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
Efa mampiasa TinyMCE ny blaogy.com amin'izao fotoana izao.
Inona moa ny TinyMCE?
Ny TinyMCE no fitaovana anisan'ny tsara indrindra amin'ny fampiasana ny endritsoratra (matevina, mandry,Voatsipika, Voadiso). Efa azo ampiasaina tsara izany ity fitaovana ity amin'izao fotoana izao ka inoako fa afaka hanampy be dia be amin'ny fampidirana lahatsoratra eto amin'ny blaogy.com.
Nampidirana Endrika (Theme) vaovao indray ato amin'ny blaogy.com. Ny anarany hohitanao ao amin'ny lisitra dia kubrick
Ity endrika iray ity dia fampiasa matetika amin'ny blaogy mampiasa ny WordPress.
Indro ary ny sary
Powered by LifeType
©
2006 - Design by
Omar Romero
(all rights reserved)