Lahatsoratra Miafina: Mandeha Indray

admin 19 Aprily, 2007 01:22 Vaovao, Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Voatery namboarina sy nohamafisina ny momba ny lahatsoratra miafina teto amin'ny blaogy.com. Amin'izao fotoana izao dia mandeha indray izany.

Mba hampandeha azy dia mila mandeha ao amin'ny "Momba ny blaogy" -> Lahatsoratra miafina

Rehefa avy eo dia mametraka izay tenimiafina tianao ianao rehefa tiana hafenina ilay lahatsoratra. Iny tenimiafina iny no omenao an'ireo olona izay te hamaky ny lahatsoratra.


Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)