Endrika Telo Vaovao
Endrika telo vaovao indray no nampidiriko tao amin'ny blaogy.com androany izay azon'ny mpi-blaogy ampiasaina. Endrika avy amin'ny wordpress ihany ireto no novaina hifanaraka amin'ny blaogy.com. Ireto endrika telo ireto dia samy mampiasa Gravatar sy smiley. Tsy maintsy ampiharinao hampiasa ireo ny blaogy (jereo ny Plugins) vao afaka mitranga ny gravatar sy ny smiley.
Ireto avy ary izany endrika telo izany (tsindrio ny sary raha te hijery azy akaiky)
1 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
