Mampiasa TinyMCE

admin 06 Martsa, 2006 17:07 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Efa mampiasa TinyMCE ny blaogy.com amin'izao fotoana izao.

Inona moa ny TinyMCE?

Ny TinyMCE no fitaovana anisan'ny tsara indrindra amin'ny fampiasana ny endritsoratra (matevina, mandry,Voatsipika, Voadiso). Efa azo ampiasaina tsara izany ity fitaovana ity amin'izao fotoana izao ka inoako fa afaka hanampy be dia be amin'ny fampidirana lahatsoratra eto amin'ny blaogy.com.

 


Ireo Atolotry Ny Blaogy.Com

admin 06 Martsa, 2006 01:32 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Ireto avy ny zavatra atolotry ny Blaogy.com amin'izao fotoana izao... ary tsy mitsaha-mitombo izany. (tohiny)
«Mialoha   1 2

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)