Endrika Vaovao... Kubrick

admin 07 Martsa, 2006 10:44 Endrika Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Endrika KubrickNampidirana Endrika (Theme) vaovao indray ato amin'ny blaogy.com. Ny anarany hohitanao ao amin'ny lisitra dia kubrick
Ity endrika iray ity dia fampiasa matetika amin'ny blaogy mampiasa ny WordPress.
Indro ary ny sary  


Mampiasa TinyMCE

admin 06 Martsa, 2006 17:07 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Efa mampiasa TinyMCE ny blaogy.com amin'izao fotoana izao.

Inona moa ny TinyMCE?

Ny TinyMCE no fitaovana anisan'ny tsara indrindra amin'ny fampiasana ny endritsoratra (matevina, mandry,Voatsipika, Voadiso). Efa azo ampiasaina tsara izany ity fitaovana ity amin'izao fotoana izao ka inoako fa afaka hanampy be dia be amin'ny fampidirana lahatsoratra eto amin'ny blaogy.com.

 


Ireo Atolotry Ny Blaogy.Com

admin 06 Martsa, 2006 01:32 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Ireto avy ny zavatra atolotry ny Blaogy.com amin'izao fotoana izao... ary tsy mitsaha-mitombo izany. (tohiny)

Misy Fanontaniana Hafa?

admin 01 Janoary, 2006 12:17 Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Raha misy fanontaniana hafa dia apetraho eto amin'ny hevitra eto ambany fa hohampidirina tsikelikely ihany.

«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)