Blaogy.Com éVolue Vite

admin 17 Martsa, 2006 16:27 Vaovao Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Oui, blaogy.com, bien que beta, évolue très vite. Avec le puissant xmlrpc serveur API à l'intérieur, nous pouvons le pomper de l'extérieur (poster des photo à partir de flickr.com, utiliser w.bloggar, et bientot poster via email et MMS)
Cette  semaine je vais ajouter quelques templates (modèles)... et la semaine prochaine on va ajouter d'autres services.
Comme serasera.org, blaogy.com aura une version complètement en malgache... mais aussi en d'autres langues.

 (tohiny)

Endrika Vaovao: Violety :-)

admin 16 Martsa, 2006 02:10 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Misy Endrika (Templates) vaovao nampidirina indray. Violety no nataoko anarany. Io no endrika voalohany namboariko ho an'ny eto amin'ny blaogy.com. Raha mahaliana anareo dia azonareo ampiasaina. Jereo ato ambany ny sariny.

 (tohiny)

Sary Any Amin'ny Serasera Haseho Eto Amin'ny Blaogy

admin 15 Martsa, 2006 00:29 Vaovao, Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Manomboka izao dia misy rohy hoe [Alefaso @ blaogy] eo ambanin'ny sarinao ao amin'ny takelaky ny namana.serasera.org. Raha tsindrinao io rohy io dia misy fomba handefasanao ny sarinao ao amin'ny namana ho hita eto amin'ny blaoginao.

Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia azonao apetraka eto. 


Fanafenana Ny Lahatsoratra

admin 13 Martsa, 2006 14:33 Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Raha toa ka manoratra ianao kanefa tsy tianao ho hitan'ny olona rehetra, fa olona vitsivitsy fotsiny, dia azonao atao ny mampiasa ny Fanafenana ny lahatsoratra

Ahoana no atao hanafenana ny lahatsoratra?

 (tohiny)

Raha Misy Fanontaniana Na Fangatahana

admin 13 Martsa, 2006 13:08 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Raha misy fanontaniana na fangatahana izay tianao hapetraka momba ny blaogy.com dia azonao apetraka eto amin'ny hevitra eto ambany fa hovaliako tsikelikely eo. Misaotra daholo.
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8  Manaraka»

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)