CSS Overwrite Plugin

admin 27 Martsa, 2006 00:19 Endrika Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

I have just released CSS Overwrite Plugin. This is the first plugin I created for lifetype.

It is in fact an alternative for the TemplateEditor plugin. This allows blogger to overwrite an existing CSS in a template or create/import CSS in a completely blank template.

To use it. Just paste de code below in the header.template of the template that should be overwritten. You can put it just after </head>


{if $cssoverwrite->isEnabled()} {/if}

 

you can download it here

cssoverwrite.zip 


Endrika Vaovao: Imhotep

admin 25 Martsa, 2006 12:14 Endrika Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Endrika anakiray vaovao hisantarana ity weekend ity indray. Imhotep no anarany. Jereo eto ambany ny sariny. Tsindrio raha te hahita ny sary lehibe kokoa.

Imhotep


Endrika Tsotra Dia Tsotra Roa

admin 20 Martsa, 2006 10:47 Endrika Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Ireto endrika roa nampidirina androany ireto kosa dia tsotra dia tsotra. Tsy misy sary, noho izany dia haingana kokoa. Ny iray mazava ny iray matroka. Natao ho an'ireo tsy dia be filirony loatra.
 (tohiny)

Endrika Telo Vaovao

admin 19 Martsa, 2006 23:50 Endrika Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Endrika telo vaovao indray no nampidiriko tao amin'ny blaogy.com androany izay azon'ny mpi-blaogy ampiasaina. Endrika avy amin'ny wordpress ihany ireto no novaina hifanaraka amin'ny blaogy.com. Ireto endrika telo ireto dia samy mampiasa Gravatar sy smiley. Tsy maintsy ampiharinao hampiasa ireo ny blaogy (jereo ny Plugins) vao afaka mitranga ny gravatar sy ny smiley.

Ireto avy ary izany endrika telo izany (tsindrio ny sary raha te hijery azy akaiky)

 (tohiny)

Fandefasana Hafatra Avy Amin'ny Imailaka

admin 18 Martsa, 2006 18:50 Vaovao, Fanoroana Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Manomboka izao dia azonao atao ihany koa ny mandefa imailaka ny hafatra
tianao hiseho ao amin'ny blaogy.com. Blaog'imailaka no iantsoantsika
azy.
Rehefa mandefa imailaka ho an'ny solonanarana.fanalahidy@blaogy.com
ianao dia hitranga ao amin'ny blaoginao ny lahatsoratra nalefa. Tandremo,
tsy ny tenimiafina fampiasanao isanandro no antsoina hoe fanalahidy eto.
Inona avy ny zavatra atao? (tohiny)
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8  Manaraka»

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)